Quantcast
Channel: GAZETY_ADALADALA
Browsing all 140 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

#YCC #Fanehoan-kevitra sy ny fomba tsara hanaovana izany

Androany Alarobia 06 Jona 2012 no fotoana voatondro hifanakalozana hevitra teny amin’ny YCC, na Youth Civic Center teny amin’ny MDLC Anosy. Lohahevitra tamin’izany ny mikasika ny fomba tsara ho entina...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

#LINKEDIN : Voajirika ka sao mba isany ny anao?

Betsaka ny fanasana voarain’ny tsirairay mikasika ny fanokafana kanoty atsy na aroa eto anatin’ity sehatry nyaterineto ity. Isan’ny mba naharay azy ireny ny mpitantana, saingy tsy nahataitra loatra...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Un projet de WWF Madagasar a recu le Prix de Belgique de l’énergie et de...

WWF Madagascar et dans l’Océan Indien Occidental Le projet de surveillance aérienne des aires protégées est primé Antananarivo, 7 Juin 2012 – Le projet de surveillance aérienne des aires protégées,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Raharaha #DAHALO #REMENABILA sy #TOKANONO

Dia gaga elah! Lasa fiteny tsy zoviana amin’ny rehetra intsony izy io tato ho ato taorian’ireny hetsika nataonà onjam-peo iray teto Antananarivo ireny. Fa ny tsy aritro mahatonga ahy hanoratra androany...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

“Namanabe Hall” / Fampitam-baovao 15062012

Inauguration du “Namanabe Hall” du Centre ValBio le 2 Juillet à Ranomafana Le 2 Juillet, 2012 Son Excellence le Premier Ministre et le Ministre de l’Enseignement Supérieur, accompagnés du Dr. Samual...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Antananarivo #m2506 / 26 Jona (J-1)

Nivoaka kely nijerijery ny zava-misy tmain’ity harivarivan’ny 25 Jona 2012 ity ka izao no tsikaritra: 1* feno olona eny rehetra eny. Midika tokoa va re izany fa fety ny andro. Angamba, saingy ho ahy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fahaleovantenan’i #Madagasikara (#madagascar #indépendance)

Ety am-piandohana dia ialako tsiny raha mey hisavoritaka kely ity fanehoan-kevitra itynoho izy natao maimaika be. Ratsy be mantsy ny fifandraisana eto amin’ny aterineto amin’izao fotoana anoratako izao...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fahaleovantena Amerikana faha-236 (#USEmbassy)

Faha-236 amin'ny tsingerina nahazoan'ny Amerika ny fahaleovantenany no nankalazaina androany (nialoha ny fotoana, izay tokony ho ny 04 /07) teny amin'ny masoivoho Amerkana Andranomena.

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

WISCO communique sur le Fer de SOALALA

La Société Madagascar WISCO titulaire des permis miniers N°37498 et 37499 va entamer l’étude d’Impact Environnemental de son projet d’exploitation de fer à Soalala......COMMUNIQUE DE PRESSE.

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Disadisa Masoivoho Amerikana sy Gazety La Verité

Fanambarana avy amin’ny Masoivoho Amerikana....La Vérité irery ihany indray no voakasika Déclaration de l’Ambassade des Etats-Unis....ce même incident s’est déjà produit l’année dernière, uniquement...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

POWER BALANCE – FITAKA BEVAVA

Manana io karazana 'bracelet' io ve ianao? Nanova zavatra teo amin'ny fainanao? Ary sao mba terenao hanaiky ny fisian'ny fiovana fotsiny kosa ny sainao, mba tsy hanenina amin'izay vita?Tany Eoropa tany...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Famoahana andiam-pianatra avy ao amin’ny ETP

Nosy i Madagasikara, ary raha vao hoe 'nosy' no heno dia fitokana-monina no mba ao an-tsaina. Tsy hoe rehefa nosy koa anefa dia tsy ho afaka amin'izay fatotry ny fitokana-monina izay. Ho amin'izany...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanafihana ny toby #RFI #Ivato 22 Jolay 2012

Toby efa nanana tantara toy izao tamin’ny fotoana teo aloha ihany no isehoan’ny tantara androany. Ny toby RFI eny Ivato, tsy lavitra ny seranam-piaramanidina. Vao maraina nanodidina ny tamin’ny 5 ora...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Seychelles : President Zuma’s Special Envoy meets Madagascar’s political...

President’s Special Envoy meets Madagascar’s political leadership South Africa’s International Relations and Cooperation Deputy Minister Marius Fransman, who serves as President Jacob Zuma’s Special...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ny Medalin’ny Filàn’ny Nofo Sy Ny Lalao Olaimpika Atsy Londona (#Londres2012)

Fantatrao ve ny isan'ny fimailo lany hatramin'izay nisian'ny Lalao Olaimpika ? Eny tsy diso famaky ianao, miara-dalana tokoa ny firaisana ara-nofo sy ny JO

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

COMMUNIQUE DE PRESSE DE LA SADC

....Pendant la réunion, il a été convenu que les deux leaders devraient en finir avec les questions en suspens soulevées par l’application de la Feuille de route afin de faire un rapport au Sommet...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

#MALOK’ILA (13) PATSA IRAY TSY OMBY VAVA

Sarimihetsika malaza ary saika ezahana vokarina aminà andiany samihafa ny MALOK’ILA. Tsy misy maharatsy an’izay, ary ny hanandratra ny an’ny tena aza no mila ilofosana sy tsara atosika mba ho...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ho an’ny TV PLUS MADAGASCAR momba ny POWER BALANCE

ZENDANA, tsy misy teny azoko ambara afa-tsy ny hoe ZENDANA . Zendana tanteraka tokoa nahita ny vaovaonareo androany alina. Momba ilay #PowerBalance. Mino aho fa tsy zavatra miafina aminareo izay...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

HAFATRA FARAN’IZAY MAIKA HO AN’NY MALAGASY REHETRA, indrindra ny faritra...

Fa aiza ireo Ministera isan-karazany ireo, sy ny mpitondra isan'ambaratongany no tsy maneho hevitra sy mandray andraikitra e ? Sa koa olona tsy manjary daholo, hatrany amin'ireny ambaratonga ambony...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Atsimo Andrefana: Fanodinkodinana Fanampiana Avy Any Ivelany

Any Atsimo Andrefana no miseho ny tantara. Iarahantsika rehetra mahalala fa isan’ny faritra tratry ny ‘kere’ matetika ary saro-miarina amin’izany iny faritra Atsimo iny. Sahirana araka izany ny...

View Article
Browsing all 140 articles
Browse latest View live