Any Atsimo Andrefana no miseho ny tantara. Iarahantsika rehetra mahalala fa isan’ny faritra tratry ny ‘kere’ matetika ary saro-miarina amin’izany iny faritra Atsimo iny. Sahirana araka izany ny ankohonana maro, na izany mikasika ny hanina ho hanina, mainka moa fa ny hiahy ny hahazoan’ny taranany fahasalamana sahaza, sy fampianarana tahaka ny hafa mandia sekoly. Ny [...]
