Androany Alarobia 06 Jona 2012 no fotoana voatondro hifanakalozana hevitra teny amin’ny YCC, na Youth Civic Center teny amin’ny MDLC Anosy. Lohahevitra tamin’izany ny mikasika ny fomba tsara ho entina maneho hevitra, – ny soratra sa ny teny, ary malalaka ve sa misy ny teritery? Nifanao andaniny ny mpanotrona ka tao ireo nanohana fa hoe [...]
