Quantcast
Channel: GAZETY_ADALADALA
Viewing all articles
Browse latest Browse all 140

Famoahana andiam-pianatra avy ao amin’ny ETP

$
0
0
Nosy i Madagasikara, ary raha vao hoe 'nosy' no heno dia fitokana-monina no mba ao an-tsaina. Tsy hoe rehefa nosy koa anefa dia tsy ho afaka amin'izay fatotry ny fitokana-monina izay. Ho amin'izany indrindra no ilàna ny fianarana teny vahiny samihafa.

Viewing all articles
Browse latest Browse all 140

Trending Articles