Quantcast
Channel: GAZETY_ADALADALA
Viewing all articles
Browse latest Browse all 140

POWER BALANCE – FITAKA BEVAVA

$
0
0
Manana io karazana 'bracelet' io ve ianao? Nanova zavatra teo amin'ny fainanao? Ary sao mba terenao hanaiky ny fisian'ny fiovana fotsiny kosa ny sainao, mba tsy hanenina amin'izay vita?Tany Eoropa tany izy io dia namidy 26 euros ny iray ary na ry David Beckham sy Ronaldo Cristiano ary Kim Gevaert aza dia mba isan'ny voajono taminy.

Viewing all articles
Browse latest Browse all 140

Trending Articles