19 Aogositra (1839 – 2016) vs 13 Mai
Maro ireo Andro Iraisampirenena natokana ho an’ny karazana hetsika samihafa. Ny 19 Aogositra 1839 no tsaroana rehefa tonga ny fankalazàna ny Andro Manerantany ho an’ny Fakàna Sary. Io no andro...
View Articleprojet de loi FIXANT LE REGIME JURIDIQUE DE L’IMMATRICULATION ET DE LA...
Mesdames et Messieurs les Journalistes, Veuillez trouver, ci-joint, un communiqué de la plateforme Solidarité des Intervenants sur le Foncier (SIF) et du Collectif pour la défense des terres malgaches...
View ArticleALERTE…LOZA MITATAO…IKOPA
Taorian’ny haintany sy ny faharitàn’ny rano eny IKOPA, dia misy tsetsatsetsa tsy aritra ity, no sady fanairana sy fiangaviana. Tena miangavy anareo tomponandraikitra aho. Aza misy manontany ahy hoe »...
View ArticleMadagasikara sy ny Momba Azy
Variana amin’ny fiainana andavanandro ve ? Sa efa lasa entin’ny fahazarana fotsiny sisa isika – izaho anisany – ka tsy misy intsony mahatahiry ireo vakoka sy lovantsofina, na tantara tany aloha? Sa...
View ArticleFofona Mpanao Gazety
Avy amin’y rindrin’i Aikiiiii: Hahahahaha Nisy fivoriana natao teny amin’ny Antenimieram-Pirenena #Tsimbazaza omaly. Niteraka resaka be sy fifamaliana teny an-toerana ny hamelàna na tsia...
View ArticleCOVID-19, IREO HEVI-DISO SY NY TSARA HO FANTATRA
FANONTANIANA sy VALINY mety mahasoa antsika, avy amin’ny OMS, novokariny mba hanoherana ireo torohay diso nefa mivezivezy momba ny virus Corona. (Natao ho mora takatry ny daholobe ny fandikàna)...
View ArticleALEO MITOROKA TOY IZAY MITSABO
Tsy ahy ny fehezanteny ery ambony, fa nindramiko avy any amin’ny rindrin’ny namako @DOTMG. Entaniny izay mahafantatra olona avy any andafy mba hitoroka azy ireny amin’ny laharana maimaimpoana tsy...
View ArticleVARY TSINDRY
Ela, tena ela isika tsy nifanoratsoratra teto. Arahaba ary fa nahatratra ny taona 2021 e! Ho heniky ny soa sy ny fahombiazana anie isika tsirairay, hahatanteraka ny fikasana tsara rehetra. Fa izay...
View ArticleIreo karazana VATSIN-dRAJOELINA
Efa lasa zary hain’ny rehetra tsianjery angamba ny fiteny hoe VATSY nanomboka tamin’ny nitondràn’ny filoha amperinasa Andry RAJOELINA sy ireo ekipa nifandimby niaraka taminy.Indro àry, mba ho tahiry...
View Articleimages/pictures from #usmada2012 #tanjombato #Madagascar #Madagasikara...
Ny toerana natokana ho an’ny bilaogera mandritra ny #usmada2012 #Madagascar #Madagasikara #uselection
View Article